home.social

#fiarahamonimpirenena — Public Fediverse posts

Live and recent posts from across the Fediverse tagged #fiarahamonimpirenena, aggregated by home.social.

  1. Mahasosotra be ilay montage vidéo nataon’ny TVM mamintina ny fivoriana tamin’ny Asabotsy.

    Nesoriny tanteraka ny zavatra notsindriana voalohany indrindra :
    - tsy mety ny fomba « fitandroana filaminana » amin’izao fotoana izao, tafahoatra ny herisetra ataon’ny « mpitandro filaminana »
    - mitongilana ny fanomezana fahafahana mivory sy maneho hevitra.

    Tsy hisy ady hevitra hitombona raha tsy miova ireo.

    #Madagasikara #GenZMadagascar #FiarahamonimPirenena #INDRI #Madagascar