home.social

#madagasikara — Public Fediverse posts

Live and recent posts from across the Fediverse tagged #madagasikara, aggregated by home.social.

fetched live
  1. Sendra nahita an'ity post Facebook ity aho…

    LOL be kosa ry ireto â…
    Tsy mitsahatra ny miteny eto aho hoe : aza matoky ChatGPT fa tsy mahazo resaka io fa miezaka manodikodina fotsiny izay hitakitany any, tahaka ny ankizy ampianarina manoratra dia mitady soratra azo adika mba hizestiavana manoloana an’i Nenitoa…

    #ChatGPT #BNI #Yas #DylanSiva #Madagasikara #Madagascar #GenZMadagascar #GenZoky #MadagascarNotTheMovie

  2. Cagnotte lancée par @tantelyorion pour enseigner la loi et les droits fondamentaux du citoyen aux Malagasy — notamment aux jeunes, aux habitants des zones rurales et aux quartiers oubliés.

    leetchi.com/fr/c/droits-lois-2

    Edit: rajout hashtags
    #Madagasikara #Madagascar #MadagascarNotTheMovie #Taninjanaka #Droit #Éducation #Law

  3. Tamin'izy nigadra, nieritreritra na dia iray minitra monja ve ny kôlônely Randrianirina Michel hoe ho lasa filoham-pirenena ?

    Izany no atao hoe revin-gadra…

    #MadagascarNotTheMovie

    fr.wikipedia.org/wiki/Michael_

    #Madagascar #Madagasikara #GenZRevolution #TolomBahoaka2025

  4. Mahasosotra be ilay montage vidéo nataon’ny TVM mamintina ny fivoriana tamin’ny Asabotsy.

    Nesoriny tanteraka ny zavatra notsindriana voalohany indrindra :
    - tsy mety ny fomba « fitandroana filaminana » amin’izao fotoana izao, tafahoatra ny herisetra ataon’ny « mpitandro filaminana »
    - mitongilana ny fanomezana fahafahana mivory sy maneho hevitra.

    Tsy hisy ady hevitra hitombona raha tsy miova ireo.

    #Madagasikara #GenZMadagascar #FiarahamonimPirenena #INDRI #Madagascar

  5. #StartHereSocial Fun Fact #4

    Three countries that consider #Rugby their national sport also have dedicated Mastodon services, supporting those three nations' local culture and communities:

    #Madagascar #Madagasikara
    #NewZealand #Aotearoa
    #Wales #Cymru

    Correlation is not causation, but we might be on to something here. Do the shared values of teamwork and community extend from the pitch to the Fediverse?

    jaz.co.uk/projects/starthereso

  6. archive.org/details/ho-aiza-ma

    Madagasikara: Ho aiza marina? Topy maso sy Dindon'ny 50 taona nahaleovantena by Johary Rakotonirina

    Topics
    #nahaleovantena, #Madagasikara, #Mada, #boky, #politika, #fahantrana, #toekarena, #ekonomia

    Trano Printy Fiangonana Loterana Malagasy (T.P.F.L.M.)

Share on Mastodon

Enter the server where you have an account.